|
[ti:Hendry] |
|
[ar:Tarika Sammy (Madagascar) ] |
|
[al:African Playground] |
|
[length:03:56] |
|
[au:] |
| [00:36.30] |
Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba |
| [00:39.79] |
Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa |
| [00:43.80] |
'zay misaraka dia fasika |
| [00:47.29] |
F'izay mitambatra dia vato |
| [01:11.99] |
Ny hazo tokana anie tsy mba ala |
| [01:15.24] |
Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao |
| [01:19.23] |
Ny entan-jaray mora zaka |
| [01:22.48] |
Ny firaisan-kina ihany no hery |
| [02:42.23] |
Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery |
| [02:45.99] |
Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka |
| [02:49.24] |
Ny maty aza te ho maro |
| [02:52.24] |
Ary ny be ihany no basy |
| [02:56.74][00:50.80][01:26.23] |
|
| [03:10.43] |
'ray donak'afo hono iray dinidinika |
| [03:14.18] |
Valala iray aza hono hifanapahana |
| [03:17.93] |
'zay iray vatsy iray aina |
| [03:21.42] |
Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko |