|
Dia rava tanteraka tokoa moa zany ilay fitiavantsika roa |
|
Mangina aloha fa mora voa, marary fo sy miasa lo, |
|
Ilay fitiavantsika tsisy rah nanjary rava ity ny afarany |
|
Samy mandiny tena aloha, ra manina dia mba miantso |
|
To latsalatsa sy vazavaza! ianao no tena basy vava! |
|
Lay fianakaviana koa mba niangavina maika koa nanisy sira. |
|
Mamorondainga sy mifosa lava o! Tsisy zavatra mazava, metsaravelatsihy misarontava vita bitro lalandava, lay tokantranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja, ketriketrika matetitetika, makalagy sy manjetika |
|
Manana ny adala ka manampombava aiza hiany ilay mazava? |
|
Rovina re vo mba hisava angatahana ny avo lalana mafy fa satria: |
|
Izaho mbola tia andry! |
|
Mbola tena mbola mankafy oa za ooo! |
|
Mahita tsirony amndry! |
|
Dia rava tanteraka tokoa moa zany ilay fitiavantsika roa, mangina aloha fa mora voa marary fo sy miasa lo, ilay fitiavantsika tsisy ra nanjary rava ity ny afarany; |
|
Samy mandiny tena aloha ra manina dia mba miantso... |
|
Dia mody eto an-trano tsisy teny na mvalaginina avy an-trany |
|
Manangambovona tsy mety miratra, mapandainga manahirana |
|
Niasaharotampiaronao mamelotra ny retsy koa milaza angano. |
|
Tsy maraina tsy hariva tsy atoandro zany ny analanao andro, |
|
Ny ato an-trano milaza tsakinaky, atin-kena miampy lagy! |
|
Vo lalovany panajazy dia efa mahonena sy mjaly! tsika toa angamba hitoka-monona any alavitra any tsy koboko any! any angamba maginatitra e! angatahina ny tena andriamanitra satria: za mbolatia andry, mbola tena mankafy oa za ooo!!! mahita tsirony amndry! |
|
Lay mody ato an-trano tsisy teny na mvalaginina avy hatrany! |
|
Mananga-mbovona tsy mety miratra, mapandainga manahirana |
|
Niahasarota-piaronao mameno trano retsy ko milaza angano! |
|
Tsy maraina tsy hariva tsy atoandro izany ny analanao andro; |
|
Ny ato an-trano milaza tsakinaky, atin-kena miampy lagy! |
|
Vo lalovany panajazy dia efa mahonena sy mijaly, isika roa angamba hitoka-monona any an-lavitra any tsy koboko any! any angamba mafinaritra e! angatahana ny tena andriamanitra satria: izaho mbola tia andry! mbola tena mankafy oa za ooo!!! mahita tsirony amndry... |
|
Mbola tena mankafy oa za ooo!!! mahita tsirony amndry. |