Efa natokako anao Efa natolotro anao Ireo androko sisa Mba iadananao F'ianao ilay tokako No hany mameno ny fo Eny ho mandrakizay tokoa Ny ady isan'andro tamin'izany Hiandrasako ity fotoana mamy Endre eto isika,hifanaiky ho doria Fa sarotra hoantsika roa,ny ho tonga eto iza no hanampo Fa efa lehibe indrindra hatrizay Tena lehibe tokoa aminay ny hoe fitiavana Oh yeah Ta ta ta ra ra Ta ta ta ra ra Yeeeeyh F'ianao ilay tokako No hany mameno ny fo Eny ho mandrakizay tokoa,eny ho mandrakizay babyy Zao fiarahantsika roa