|
Maro ireo tantaram-pitiavana |
|
Talohan'ny antsika |
|
Ny antsika roa dia niavaka |
|
Vao nifankahita |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
otran'ny malahelo anao 'za |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
otran'ny malahelo anao 'za |
|
Lavitra be tsy takatry ny maso |
|
Ny tany nalehanao |
|
Afon' ampombo tsy resin'ny ankaso |
|
Ny fitiavako anao |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
otran'ny malahelo anao 'za |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
otran'ny malahelo anao 'za |
|
Tsy tarehy, tsy bika, na fitafy |
|
No nambabo ahy |
|
Fa ny fahatsoranao dia tso-drano mifafy |
|
Noraisiko ho ahy |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
otran'ny malahelo anao 'za |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
otran'ny malahelo anao 'za |
|
Lasa ianao any lavitra any |
|
Lasa nianatra any ampita any |
|
Nandao tanindrazana |
|
Nandao namana |
|
Nandao havana |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
mirary anao ho tafita 'za |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
mirary anao ho tafita 'za |
|
O ry Ikala ratsy ity |
|
mirary anao ho tafita 'za |
|
Ikala ratsy ity |